|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manihy
Fototeny  2hihy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mikiky, mikory. [Tanala] [1.78]
[mañihy] 5mikiky. [Tanosy] [1.78]
6Mikiky (hazo); manala ny hodi-malemy (mangahazo); manala ny voany amin' ny babin-katsaka. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 mañihy
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13mamatra. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  14 mañihy, manihy, 15 mihina, mihiña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05