|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 matsiatra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3mora tapaka, mora vaky (hazo). [Sihanaka] [1.78]
Kamban-teny rehetra  4Matsiatra Ambony

Teny iditra (2/2)5 Matsiatra
Sokajin-teny  6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7Renirano.
8290 km.. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  9Rivière assez importante qui prend sa source sur le versant sud-ouest du Tsiarimbalala (1.407 m.).
10Elle traverse la région centrale du Betsileo, sépare les sous-préfectures d'Ambohimahasoa (sud-ouest), d'Ambatofinandrahana et de Fianarantsoa avant de former avec la Manantanana le Mangoky.
11Elle reçoit sur sa rive gauche la Mandranofotsy, l'Isandra, l'Ioninarivo; sur sa rive droite, la Fanindrona, la Vodindrana, la Mahatsaombato, l'Imatantika, la Manambaroa, la Manatsahala et la Bevoay.. [1.11]
Voambolana  12 Haitoetany: renirano, farihy
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  14 matsiatra, Matsiatra, 15 mitaratsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05