|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 matsatso
Fototeny  2tsatso
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely.
5Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso. [1.1]
Ohatra  6 Mahery fofona sady matsatso! [2.471]
Kamban-teny rehetra  7ro matsatso

Teny iditra (2/2)8 Matsatso
Sokajin-teny  9 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  10 Ary milalao i Soratra sy matsatso. [2.48]
Voambolana  11 Finoana
Tsanganana sy sary iray takila  12 Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  13 matsatso, Matsatso

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05