|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Masombika |
| Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny masombika.
[2.649#]
5 Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. [1.437#] |
| Voambolana | 6 Tantara: firenena |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny nalaina | 8 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 mambosika, 10 Masombika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|