|
|
|
|

Teny iditra1 mandiny
Fototeny  2di
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mandiñy] 4miandry. [Tambahoaka, Taisaka, Bara, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
5Miandry, manantena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to wait patiently for (Prov.). [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 mandiny, 12 manindy, 13 mindañy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12