|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Makoa |
| Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Masombika (anarampoko vahiny iray avy atsy Afrika tonga teto).
[1.1] |
| Ohatra |
4 Teo anilan'ireo Tompon-tany ireo no niavian'ireo makoa
[2.606#29]
5 Olona maro karazana no mponina tao Mojanga, dia Sakalava, Hova, makoa, Arabo, Karana [2.649#1034] |
| Voambolana | 6 Tantara: firenena |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Tenim-pirenenana |
| Fivaditsoratra | 9 akoma, 10 amako, 11 amoka, 12 kaomà, 13 koama, 14 Makoa, 15 Maoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|