|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamimaso |
| Singan-teny | 2mamy, 3maso |
| Sokajin-teny | 4 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Manao famantarana amin' ny maso, manao pimaso: Namimaso ahy Rabe vao tsaroako fa hay moa tsy azo lazaina an' i Neny ilay zavatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[mami-maso]
6to wilfully shut one's eyes..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[mamy maso]
7faire signe avec les yeux.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|