|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 manary
Fototeny  2ary
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mañary] 4manary. [Taisaka] [1.78]
5Manipy zavatra any amin' ny toerana tsy hahitana azy intsony: Manary fako.
6Tsy miraharaha zavatra, hany ka verivery fotsiny ilay izy: Betsaka ny ankizy no manarinary ny bokiny eny rehetrarehetra eny.
7Milaza ampahibemaso fa tsy ho isan-jaza mpandova intsony: Efa nanary azy ela be ny rainy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to throw away, to reject, to abandon. [1.2]
9to throw away. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10rejeter. [1.8, 1.5]
11perdre. [1.8]
12abandonner. [1.5]
Ohatra  13 Ny atiny nomeny ny atin-kavana sy ny sakaiza tia, fa izany no tsy manary an-kahoriana [2.293]
14 Na hita ihany aza ny ataon' ny havanay andavanandro, rahefa misy maty kosa, tsy manary irery izy [2.472]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
18 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 18 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)21 mañary
Sokajin-teny  22 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  23mandevina. [Bara] [1.78]
24mandevina faty. [Tanala] [1.78]
Kamban-teny rehetra  25mañary faty

Teny iditra (3/3)26 manary
Sokajin-teny  27 anarana
Fanazavàna teny frantsay  28(de ary : action de rejeter, d'abandonner).
29Se dit de tous les bois qui laissent exsuder beaucoup de sève lorsqu'ils sont coupés (manary rano) Nom générique des Dalbergia (Fabaceae), principalement Dalbergia greveana Baill., Dalbergia ikopensis Jum.
30et Dalbergia trichocarpa Baker.
31D'après Leandri et Faublée, outre ces arbres, on donne aussi ce nom à un Albizia sp.
32(Fabaceae).
33Ce sont des arbres donnant des bois magnifiques, commercialisées sous les noms de « Bois de rose de Madagascar » ou « Palissandre de Madagascar » dont malheureusement les sujets exploitables sont devenus fort rares du fait de l'exploitation abusive et de la destruction des forêts de la côte Ouest.
34On en fait traditionnellement les pagaies (five) des pirogues vezo (signalé anciennement par Léo Samat réf.
3594 et 108 d'après Grandidier).
36En jouant sur les sens de la racine ary, on en fait aussi des talismans contre le rejet, la répudiation.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  37 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  38 mañary, manary, 39 manirà, manira, 40 marìna, marina, mariña, 41 mirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05