|
|
|
|

Teny iditra1 manapetraka
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3mametraka. [Sihanaka] [1.78]
[mañapetraka] 4mametraka: Laha mienga anareo ka mañap'traha kelikele amin'iñy raha iñy (raha mandeha ianareo dia mametraha kely amin'iny zavatra iny). [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  5 anampetraka, 6 manapetraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12