|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mazana |
| Fototeny | 2hazana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mazaña]
4mafy.
[Tambahoaka]
[1.78] 5Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana. 6Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý. 7Tsy azo ifanarahana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8dur, très sec.
9intraitable, incorrigible. [1.3#439] |
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 mazàna |
| Sokajin-teny | 12 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mazaña]
13matetika.
[Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka]
[1.78] 14Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15frequently, usually.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent).
[1.3#439] 17souvent, d'habitude. [1.8] |
| Fivaditsoratra | 18 mazana, mazàna, 19 zamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|