|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manakana |
| Fototeny | 2sakana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mibahana, tsy mamela handeha nahiditra: Manakana olona.
5Manisy sakana, fefy tsy hahafahana mandeha: Manakan-dalana. 6Mandrara: Ny fianakaviana no nanakana ny fanambadiany. [1.1] 7misakana. [Sihanaka] [1.78] [manakaña] 8misakana. [Tanala] [1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 manakàna |
| Fototeny | 14sakana |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 manakàna, manakana, 17 mañanaka, mananaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|