|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 M    m    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3Tarehintsoratra faharoa ambin'ny folo ary renisoratra fahasivy amin'ny abidy malagasy.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Douzième lettre et neuvième consonne de l'alphabet malgache.. [1.3]
Mpanahaka  5 abidy
Tsanganana sy sary iray takila  6 Ny abidia
Lahatsoratra  7Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/3)8 m~
Sokajin-teny  9 tovona [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)10 M    m    
Sokajin-teny  11 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12marika romana izay milaza ny isa 1.000. [3.1]
Voambolana  13 Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  14 Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02