|
|
|
|

Teny iditra1 lelik' asa
Singan-teny  2lelika, 3asa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [lelikasa] 5Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady. [2.285#104]
Fanazavàna teny frantsay  6action de remuer la terre en partie en couvrant une partie non trvaillée avec la terre qu'on remue.
7Figuré: ajouter occupation sur occupation, en omettant une partie. [1.3#399]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02