|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 K k
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy.
4Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny: mihinina hena =mihinan-kena. 5Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka ny k amin'ny ft. 6ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka ny man: man-kaikitra = manaikitra.. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache.
8Dans KA final, k devient ordinairement h et quelquefois f, dans la formation des participes et des impératifs: Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana; Daroka, darofy, darofana. Après le préfixe MAN, k initial disparaît dans les formes verbales: Kaikitra, manaikitra; Kitikitika, manitikitika; Ketoketoka, manetoketoka; Ketsa, manetsa.. [1.3] |
| Mpanahaka | 9 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 11Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 K
![]() |
| Sokajin-teny | 13 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Singa mivaingana, faha-19 amin'ny fisokajiana miherina..
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15Potassium..
[3.1] |
| Voambolana | 16 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
17 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|