|
|
|
|

Teny iditra1 Jonjilava
Singan-teny  2lava
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4David Jones. [3.1]
Ohatra  5 Ny tena anaran' i Mr. Johns aza dia Jones koa, nefa novany ho Johns mba hampiavaka azy roa lahy. Ny Malagasy anefa tsy nahita ny fahasamihafan' ny fanononana ny hoe Jones sy Johns, ka Mr. Jones dia nataony hoe jonjilava, satria lahy lava ; ary Johns kosa nataony hoe Jonjifohy, satria fohy. [2.649#84]
Voambolana  6 Tantara: olona
Tohi-kevitra  7jonjifohy, jonjifohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02