|
|
|
|

Teny iditra1 Ikaky
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny.
4Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a familiar word used in addressing or speaking of old men, my father.
6[Mal.
7Ibu kaka, grandparent.]. [1.2]
8father (a respectful term) cf.
9dada, ray. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants. [1.3]
11père (terme respectueux); cf dada, ray. [1.8]
Ohatra  12 Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' ikaky. [2.528]
13 Handrava ny hevitra efa tapak' ikaky sy Ineny! [2.285]
14 ilay zavatray iny r' ikaky, nalain' ny mpanjaka. [2.606]
Voambolana  15 Teny fanajana 16 Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  17aba, ada, baba, dada, ray
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 akiky, 21 Ikaky, 22 kaiky, 23 kiaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02