|
|
|
|

Teny iditra1 Ikakibe
Singan-teny  2Ikaky, 3be
Sokajin-teny  4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  5grand-père. [1.3]
Ohatra  6 Hanao inona àry ikakibe? [2.442]
7 Nony efa tapitra dia mihohoka amin' ny tany izy ka manao hoe: "Mihainoa, ry ikakibe any ambanin' ny tany; [2.69]
Voambolana  8 Teny fanajana 9 Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02