|
|
|
|

Teny iditra1 harambola
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Kavina volafotsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [haram-bola] 4provincial for aram-bola. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5cercle en argent de l'oreille.. [Tankarana] [1.19]
Ohatra  6 Vao asiana harambola rahefa mitatra lehibe ny loaka. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12