|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 H    h    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3Tarehintsoratra fahafito ary renisoratra fahadimy amin'ny abidy malagasy; zara raha heno ny feon'ny H, fa indraidray kosa toa voatonona any an-tenda no fandrenesana azy:Maloka ny tontolo rehefa hariva ny andro (zara raha heno) /Nisy nitoraka ny tranonay halina (any an-tenda).
4Ny H dia miova ho K amin'ny fanakambanan-teny:Manana havana: manan-kavana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the seventh letter of the Malagasy Alphabet.
6It is always an aspirate.
7It is used for k in many provincial words, as hely for kely; hotro for kotro.
8Whenever it is preceded by i, a second i follows it for euphony, thus mihady is pronounced mihiady.
9It is added to all derivative passive verbs beginning with a vowel as a sign of the future tense; and also before all relative verbs, thus ekena (eky), pres., becomes hekena, fut.; anaovana (tao), pres., becomes hanaovana, fut.
10It is the sign of the future in all act.
11tr.
12or act.
13int.
14verbs, as manao (tao), pres., hanao, fut.
15It is sometimes added for euphony between two vowels, as mihavy for miavy, etc.
16When the verbal prefix man- is added to roots beginning with h, the h is sometimes elided, as manadino [man- and hadino]; and sometimes changed to g, as mangalatra [man- and halatra].. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17Septième lettre et cinquième consonne de l'alphabet malgache, est toujours aspirée; au commencement d'un mot indique souvent le futur des verbes.. [1.3]
Mpanahaka  18 abidy
Tsanganana sy sary iray takila  19 Ny abidia
Lahatsoratra  20Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/3)21 h-
Sokajin-teny  22 tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  23prefix, sign of the future, as in : manào to do; hanào, will do. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24préfixe, indique le futur des verbes; ex.
25: manao, il fait; hanao, il fera. [1.8]

Teny iditra (3/3)26 H    
Sokajin-teny  27 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  28Hidirôzenina.
29Singa mietona, voalohany amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  30Hydrogen. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  31Hydrogène. [3.1]
Voambolana  32 Simia
Tsanganana sy sary iray takila  33 Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02