|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gaboraraka |
| Singan-teny | 2gaboka, 3raraka |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Enti-milaza zavatra na asa vita tsisy fitandremana, tsisy kitotony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[gabo-raraka]
6Words spoken in a hurried manner..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7fait sans soin, au hasard, (paroles) irréfléchies.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Porofo mivaingana indrindra amin' izany ny gaboraraka manjaka hatraiza hatraiza.
[4.27#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|