|
|
|
|

Teny iditra1 fandriam-pahalemana
Singan-teny  2fandriana, 3fahalemana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6public order, tranquility; peace between nations. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7ordre public, tranquilité; paix entre nations. [1.8]
[fandriampahalemana] 8paix. [1.13]
Ohatra  9 Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko. [2.270]
10 Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. [2.528]
11 Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. [4.27]
12 Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. [4.11]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12