|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 eladrano |
| Singan-teny | 2elaka, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Zavatra mielakelaka mamirapiratra hita any anaty tany ka anaovana karazan-javatra maro sarobidy.
[1.1] 6karazana mpanefitr'aratra voajanahary, karazana mineraly marefo, azo tsifahina. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[ela-drano]
7mica.
[1.3] 8mica. [1.13] |
| Voambolana | 9 Haibolantany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|