|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ekoatera
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tsipika iray heverina ho manodidina ny bolan-tany eo afovoany ka manasaka azy tsara, mitovy elanelana amin' ny tendrony atsimo sy avaratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4equator: see fehibe. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5équateur: voir fehibe. [3.1]
Voambolana  6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  7fehibe

Teny iditra (2/2)8 Ekoatera
Sokajin-teny  9 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10Ecuador. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  11Équateur. [3.1]
Voambolana  12 Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  13 ekoatorianina

Fivaditsoratra  14 ekoatera, Ekoatera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05