|
|
|
|

Teny iditra1 dorkasy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fikambanam-behivavy protestanta, misy saika isam-piangonana, ka misahana fanaovana asa soa na fiantrana amin' ny mahantra, marary, kamboty. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12