|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 dina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fanambarana ampahibemaso, fianianana.
[Taimoro]
[1.78] 4Fanekena nifanarahana, teny nifanekena: Manao dina fa tsy hivadika.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a declaration, a public or solemn protestation before heaven and earth (Prov.).
[1.2] 6charter. [1.470] 7a convention or charter agreed on by a group. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8convention faite par les membres d'une société, d'un vollage, d'une caste.
9etc.. [1.3#105] 10chartre. [1.470] 11convention ; voeu.. [Tankarana] [1.19] 12convention faite par un groupe. [1.8] |
| Tovy hevitra | 13dy |
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 15 dina |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17sazy.
[Bezanozano]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18a fine, a penalty, a forfeit, a mulct, especially imposed for the non-performance of a contract or for neglect of a public order.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19amende pour violation de contrat ; infraction à une loi.
[Tankarana]
[1.19] |
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 21 dina |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23fanarian-drano an-dakana, dinaka.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 24 dina |
| Sokajin-teny | 25 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
26not entire.
[Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 28 andy, 29 dany, 30 dina, 31 Inda, 32 nday |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|