|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dimbinantsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ahitra na anana izay maniry eo amin' ny tahony efa nakana na nanapahana.
4(Matetika no tapahina amin' ny antsy ny anamamy toy izany ka izany no nahatonga ny anaran' io karazan' anamamy io hoe: anamamy dimbin' antsy). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[dimbin-antsy]
5the after-crop growing up of itself; lit.
6that which is after the sickle. 7See kolokolo. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[dimbin' antsy]
8(de dimby : repousse, regain, et antsy : le couteau).
9Regain ; seconde récolte après la moisson du riz faite au couteau ; se dit aussi pour certains légumes verts dont on coupe périodiquement les feuilles, notamment Solanum nigrum L. 10(voir anamamy).. [1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: ahitra |
| Mpanahaka | 12 dimbintanana, 13 kolokolo |
| Kamban-teny rehetra | 14anamamy dimbinantsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|