|
|
|
|

Teny iditra1 Datura    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Datura alba  4kinakoho, 5ramiarana, 6voandramiary
Datura arborea  7datiroa, 8felan-dakolosy
Datura fastuosa  9kinakoho, 10maimbobe, 11tangarearea, 12voandramiary
Datura metel  13kinakoho, 14kirary, 15maimbobe, 16ramiarana, 17romiary, 18voandramiary
Datura tatula  19kirary, 20ramiarana, 21voandramiary

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04