|
|
|
|

Teny iditra1 Celosia    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Celosia argentea  4anandasoa, 5mamiratsy
Celosia cristata  6sangasanga, 7sangasanganakoholahy
Celosia trigyna  8ananakondro, 9kiananotsy, 10kimasakopanoko, 11masakopanoka, 12masintombo

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28