|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 C    c    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns.. [3.1]
Mpanahaka  4 abidy
Tsanganana sy sary iray takila  5 Ny abidia
Sary 

Teny iditra (2/4)6 C    c    
Sokajin-teny  7 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8marika romana izay milaza ny isa 100. [3.1]
Voambolana  9 Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  10 Ny isa

Teny iditra (3/4)11 c    
Sokajin-teny  12 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  13ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina).. [3.1]
Voambolana  14 Fizìka

Teny iditra (4/4)15 C    
Sokajin-teny  16 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  17dionariña na karbônina.
18Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  19carbon. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  20carbone. [3.1]
Voambolana  21 Simia
Tsanganana sy sary iray takila  22 Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02