|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 anindrana
Singan-teny  2any, 3indrana
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5jereo indrana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6in the coastal regions. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7dans les régions côtières. [1.8]
Ohatra  8 Tamin' ny 1818, dia tonga tany anindrana Atsinanana Sylvain Roux. [2.113#]
9 Raha tany anindrana aho no nampijalianao toy izao, dia ho sarotra tamiko ny handao anao. [2.285#]
10 Ny amin' ny tany anindrana, dia mbola tsy misy vita an-tsoratra mihitsy hatramin'izao momba izany. [2.298#]

Teny iditra (2/2)11 añindraña
Sokajin-teny  12 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13an-tsisiny, atsimompatana, andohafatana, avara-patana. [Betsimisaraka] [1.78]
[añindrana] 14anila, ankila. [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  15 añindraña, anindrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05