|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anentana |
| Fototeny | 2entana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fehezan-javatra antonona hoentin' ny olona iray indray mandeha: Tsy zakako io anentan-kitay io.
[1.1] [añentana] 5entana. [Bezanozano] [1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 6anentan-kitay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|