|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 Analakely
Singan-teny  2ala, 3kely
Sokajin-teny  4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  5 Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)6 Analakely
Singan-teny  7ala, 8kely
Sokajin-teny  9 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  10 Dia nanao latsadrakitra toiny fanao isan-taona ny fiangonan' analakely; [2.59#]
11 Mibitabitaka ery ny fon-dRasoa mandre ny "vady tiako" eo afavoan' analakely. [2.470#]
Voambolana  12 Haitoetany: tanàna
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02