|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ambatolava
Singan-teny  2vato, 3lava
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5tranon'ny loham-pianakaviana zandriny indrindra ka ataon'ny lehilahy ho fiheveren-draharaha. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6case du chef de la branche cadette où se réunissent les hommes. [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (2/2)7 Ambatolava
Singan-teny  8vato, 9lava
Sokajin-teny  10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  11 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  12 ambalavato, Ambalavato, 13 ambatolava, Ambatolava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03