|
|
|
|

Teny iditra1 Ambararata
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  3 Rehefa nandositra namonjy ny ainy ny Mpanjaka Tsiomeko, ary nenjehin'ny Tafika merina avy tato aoriana, dia nijanona kely tao ambararata aloha vao niondrana nankany Nosy Komba. [2.508#]
Voambolana  4 Haitoetany: tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31