|
|
|
|

Teny iditra1 Alafia    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Alafia calophylla  4pitikala, 5vahibindro
Alafia fuscata  6savoa, 7tandrokosy, 8vahitanana
Alafia intermedia  9vahimainty, 10vahindronono
Alafia nigrescens  11vahivy
Alafia pauciflora  12alafy, 13vahinamboa, 14vahy
Alafia perrieri  15alafy, 16rikiatra, 17tsivahabahatra, 18vahitanana
Alafia thouarsii  19alafy, 20felambaratra, 21felambarika, 22fingimbahy, 23helabaratra, 24tangetangenamasoandro, 25vahavy, 26vahentangena, 27vahimainty, 28vahimankany, 29vahimata, 30vahivy, 31vahizaha, 32voalafy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04