|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Afrikanina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao: Mizara foko maro be ny Afrikanina.
4Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika: Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5African, Africans.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Africain, africains, africaine, africaines.
[3.1] |
| Ohatra |
7 Any amin’ny firenena afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany
[4.27]
|
| Voambolana | 8 Haitoetany: firenena, foko |
| Tsipelina hafa | 9afrikana, afrikana |
| Mpanahaka | 10 afrika, 11 afrika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|