|
|
| | | | |
|
| : sarety |
| L'Express de Madagascar | ||
|
2005/02/15 | Sarety sisa no hany afaka mampitohy azy amin' ny lalam-pirenena fahefatra, miala eo Tsaramandroso. Ratsy dia ratsy ny lalana amin' izao fotoana izao satria ny sarety aza maharitra telo andro eny an-dalana vao tonga. |
|
|