|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : manonja | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mainka izany raha ranomasina, ranom-potaka aza manonja. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona matin-kambo be loatra; zavatra kely iny dia mampibontsina azy izaitsizy, hanao ahoana izany raha zavatra lehibebe kokoa no sendra azy? [1.1]
Fiteny enti-maneso ireo be hambohambo foana amin' ny zavatra tsinontsinona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|