|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : fatra-pandà | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Izay fatra-pandà ihany no manaiky. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Matetika ireo mikiribiby manda mafy ihany no milefitra manaiky amin' ny farany. [1.1]
Ny ela manova zavatra ka ny nolavina mafy tamin' ny voalohany lasa ekena atý aoriana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|