|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : ampandihizina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza mila voa tsy ary, toy ny mpisikidy mampandihy ny marary. [2.165 #36]
Mpisikidy mila voatsiary : ny marary indray no ampandihizina. [2.653 #1989] Toy ny mpisikidy mila voatsiary : ny marary no ampandihizina. [2.653 #3215] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ne demandez pas l' impossible comme le devin voulant faire danser le malade (avant de lui prédire son rétablissement). [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|