| Fanisan' ny teny malagasy |
| Miova matetika ny isa voalaza etsy ambony, satria ny habaka dia havaozina im-betsaka hatrany isan-kerinandro. Teny na fiteny malagasy no ampidirina tsy an-kiato. Ireo teny vahiny, ankoatra izany, dia ampidirina amin'ny fomba ankolaka, noho ny vokatra fanampiny avy amin'ny fandikana teny malagasy vaovao. |
|
|