|
|
|
|
Fikambanana 7 amin' ny teny
imaso
Kamban-teny (7)
1
mitafy lamba eo imason' ny tompony
2
miteny imaso
3
mivadika imaso
4
mivadika imaso toa tandrok' osy
5
teny imaso tsy mba kilema
6
tsara volana imaso
7
tsy atao eo imason' olona