|
|
|
|
Fikambanana 9 amin' ny teny
fangady
(#1)
Kamban-teny (9)
1
aretina tsy mampandry fangady
2
fangady be lela
3
fangadifohiny
4
fangady tsy mahatapaka ahitra
5
isam-pangady
6
manao fangady be lela
7
mitady tany malemy hanorenam-pangady
8
mpitady tany malemy hanorenam-pangady
9
tsy mampandry fangady